RAFIRINGA ( -- Mbola tsy fantatra --)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry Tompo Andriamanitra
Amin’ny fo sy Fanahy
Amin’ny saina sy hery no hitiavako Anao ry Ray
Frère Raphael xcgflzmj Louis
Nitia koa ny Fiangonana ny namana

Ilainay mba hiaro ny Fiangonanay
Ilainay mba icylwgbf ho sambatra qmlnojw fa mpiaro ny Fiangonanay
Rahalahy sy Hanabavin’i Jesoa Kristy
Izahay rehetra
Irinay ny tononkira.serasera.org fitiavanay

Ao am-pon’ny olona no hitoetra
N’aiza n’aiza misy azy koa
Gasy toa an-dRafiringa indrindra no mpamelombelona

Ady tsy mety ritra
Fiadanana ho ela velona

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : -- Mbola tsy fantatra --
Hits : 5554
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 12/03/2010 21:04
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0383