Mifona ( -- Mbola tsy fantatra --)

https://tononkira.serasera.org/hira/mbola-tsy-fantatra/mifona-3

1- Mifona aminao 'zahay
Ry Jeso be indrafo
Fa mpanota, tsy mendrika
Hiantso ny anaranao

Ref: Ireo zavatra tsy nety
       Izay nandaniako andro
       Avelako, tsy hataoko
       Ary tsy hiverenakotononkira.serasera.org
       Ka dia manomboka izao
       Hitory ny anaranao
       Koa tafio, ny hery Jeso
       Mba tsy ho solafaka

2- Na dia maditra izahay
Raiso mba ho zanakao
Mifona aho Ray, mangataka
Fa anio hiova izahay

      
      

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : -- Mbola tsy fantatra --
Mpamaky : 1915
Mpakafy : 2 Ankafizo
Nampidirin'i : 1708mbola
Tamin'ny : 22/05/2018 18:50:18
ID : 10620

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo