Nofy ( -- Mbola tsy fantatra --)

https://tononkira.serasera.org/hira/mbola-tsy-fantatra/nofy-1

Navadikao ho nofy
Ireny zava-bita ireny
Izao ianao nihambo fa nahita hafa koa,,,
Satriko azy nisy fa
niniako tsy niteny
F'efa ela koa aho no
nahatsiaro ho afa-po!

Tampotampoka 'eo
ianao nilaza tsy
tamanatononkira.serasera.org
Rehefa hitanao
ambany aho raha
mihoatra azy
Tsy adala aho ka
hiaritra,mba iny koa
aho hiala
Fa mbola misy
anjarako miandry any ho any

Navadikao ho nofy
ireny lasa dia
nanjavona
Tsy ianao irery koa ny
bandy ka voatery
hifikirana

Hevitra mandeha

eilammuru19 (08/03/2018 14:16:21)

Dix neuf Octobre (Felicien),jereo @fb ao ,no tompony fa tsy izaho a

Tohiny

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : -- Mbola tsy fantatra --
Mpamaky : 1172
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : eilammuru19
Tamin'ny : 08/03/2018 14:52:49
ID : 10420

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo