RAFIRINGA ( -- Mbola tsy fantatra --)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry Tompo Andriamanitra
Amin’ny fo vnxu sy Fanahy
Amin’ny saina sy hery didwd no hitiavako Anao ry Ray
Frère Raphael Louis
Nitia duhkvzrz koa ny Fiangonana ny namana
Ilainay mba hiaro ny Fiangonanay
Ilainay mba ho sambatra fa mpiaro ny Fiangonanay
Rahalahy sy Hanabavin’i Jesoa Kristy
Izahay rehetra
Irinay ny fitiavanay
Ao am-pon’ny olona no tononkira.serasera.org hitoetra
N’aiza n’aiza misy azy koa
Gasy toa an-dRafiringa indrindra no mpamelombelona
Ady tsy mety ritra
Fiadanana ho ela velona

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : -- Mbola tsy fantatra --Vangy : 5451
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 12/03/2010 21:04