Rahoviana ( -- Mbola tsy fantatra --)

https://tononkira.serasera.org/hira/mbola-tsy-fantatra/rahoviana

Tompo o
Na roviana na roviana
Anilanao ihany aho
Nahitanay ny soa{mahafinaritra}
Misaotra aho ry Tompo o
Misaotra anao zahay

Anilanao ry Tompo o
Fanirin'ny foko efa hatry ny ela
Ary ianao lay Tompo tsara
Hametrahako atononkira.serasera.orgmin'ny avo
Tompo tsara,mankasitrakanAnao aho
Raiko o,fa ianao tsymba nandao
Misaotra anao zahay

Ref:
Ary ianao lay Tompo tsara
Hametrahako amin'ny ho avy
Na rahoviana tsy hiala intsony aho
Raiko o
Fa ianao tsy mba nandao
Misaotranao zahay

Ref:

Hevitra mandeha

tolotrar19 (31/03/2017 19:10:58)

Mbola misy tohiny

Tohiny

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : -- Mbola tsy fantatra --
Mpamaky : 1724
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : tolotrar19
Tamin'ny : 31/03/2017 19:13:59
ID : 9269

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo