HIOVA FO ( -- Mbola tsy fantatra --)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny eo anilanao ry Ray no mahafinaritra ahy
Ny akaikinao no safidiko
Fa fitiavana tononkira.serasera.org tsy manam-petra a
No natolotrao, no natolotrao pzfip ho anay rehetra

Ray malala ô! Omeo fo madio
Hanarahako hatrany hatrany ireo teninao
Diovy aho manomboka izao
Hanantanteraka ny didinao

Sambatra aho anie ry vnkbbrej Ray manana Anao
Ray mpamindra fo, tretrika tokoa
Tena sambatra, sambatra izahay
Fa Ianao ry Ray, wcajilap fa Ianao ry Ray
No mampiray anay

Tena hiova anie aho ry Ray
Hanaraka Anao
Hiova tokoa ho olo-mbaovao
Koa avelao ireo otako
Mba tantanonao, mba tantanonao ny diako

Ray malala ô

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : -- Mbola tsy fantatra --
Vangy : 7741
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 12/03/2010 20:59
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0302