HIOVA FO ( -- Mbola tsy fantatra --)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny eo anilanao ry Ray no mahafinaritra ahy
Ny akaikinao no safidiko
Fa fitiavana tsy manam-petra a
No mclnjdct natolotrao, no natolotrao ho anay rehetra
Ray malala ô! Omeo fo madio
Hanarahako hatrany hatrany ireo teninao
Diovy aho manomboka izao
Hanantanteraka ny didinao
Sambatra aho anie ry Ray manana Anao
Ray cjox mpamindra fo, tretrika tokoa
Tena sambatra, sambatra izahay
Fa Ianao ry Ray, mbwkeh fa Ianao ry Ray
No mampiray anay
Tena hiova anie aho ry Ray
Hanaraka Anao
Hiova tokoa ho olo-mbaovao
Koa avelao ireo tononkira.serasera.org otako
Mba tantanonao, mba tantanonao ny diako
Ray malala ô
Ny akaikinao no safidiko
Fa fitiavana tsy manam-petra a
No mclnjdct natolotrao, no natolotrao ho anay rehetra
Ray malala ô! Omeo fo madio
Hanarahako hatrany hatrany ireo teninao
Diovy aho manomboka izao
Hanantanteraka ny didinao
Sambatra aho anie ry Ray manana Anao
Ray cjox mpamindra fo, tretrika tokoa
Tena sambatra, sambatra izahay
Fa Ianao ry Ray, mbwkeh fa Ianao ry Ray
No mampiray anay
Tena hiova anie aho ry Ray
Hanaraka Anao
Hiova tokoa ho olo-mbaovao
Koa avelao ireo tononkira.serasera.org otako
Mba tantanonao, mba tantanonao ny diako
Ray malala ô
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : -- Mbola tsy fantatra --Visites : 7711
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 12/03/2010 20:59
