Ampidiro aloha ny tenimiafina
HIOVA FO ( -- Mbola tsy fantatra --)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny eo anilanao ry Ray no mahafinaritra ahy
Ny akaikinao no tononkira.serasera.org safidiko
Fa fitiavana tsy manam-petra a
No natolotrao, no natolotrao ho anay rehetra
Ray malala ô! grnzzxt Omeo fo madio
Hanarahako hatrany hatrany eegim ireo teninao
Diovy aho manomboka izao
Hanantanteraka ny didinao
Sambatra lpxexv aho anie ry Ray manana Anao
Ray mpamindra fo, tretrika tokoa
Tena sambatra, sambatra izahay
Fa Ianao ry Ray, fa Ianao ry Ray
No mampiray anay
Tena hiova anie aho ry Ray
Hanaraka Anao
Hiova tokoa ho olo-mbaovao
Koa avelao ireo otako
Mba tantanonao, mba tantanonao ny diako
Ray malala ô
Ny akaikinao no tononkira.serasera.org safidiko
Fa fitiavana tsy manam-petra a
No natolotrao, no natolotrao ho anay rehetra
Ray malala ô! grnzzxt Omeo fo madio
Hanarahako hatrany hatrany eegim ireo teninao
Diovy aho manomboka izao
Hanantanteraka ny didinao
Sambatra lpxexv aho anie ry Ray manana Anao
Ray mpamindra fo, tretrika tokoa
Tena sambatra, sambatra izahay
Fa Ianao ry Ray, fa Ianao ry Ray
No mampiray anay
Tena hiova anie aho ry Ray
Hanaraka Anao
Hiova tokoa ho olo-mbaovao
Koa avelao ireo otako
Mba tantanonao, mba tantanonao ny diako
Ray malala ô
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : -- Mbola tsy fantatra --Vangy : 7780
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 12/03/2010 20:59
