Setroka fa tsy tomany (Mason'Aloka 301 Madagascariensis)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Setroka fa tsy tomany (DAGOH Mason'aloka )
Mandeh ny fotoana saingy ny eto tss fiovana
Eo mitombo ny taona fa ny RAP tsy azoko ialana
Omaly aho no kobonao teo amin'ny playste teo antara
Androany aho eto ambonin'ny instru mandrafitra tasitara
Manohy ny tantara
Io mitakosina eto ny tasitara tsy lany rano mainty
Mason'aloka koa mazava ho azy fa tss hanaiky
Freestil no entina miady amin'ny fianana eto feno fainte fainte
Hoe mandroso tss fiemorana eto zay iray taraiky
Tsy mahagaga, efa kobo hoe kôzy tsy maintsy hiainga ty kôzy ty hozy enao
Nanaraka ny zava-nitraka hatramn'izay tononkira.serasera.org
Mandrak'ity tsy miova ny maso samihoray
Tatsimo, telo aotra ray
Mbola maloka ny tava
Midonan-tsetroka ny vava
Ary mbola mafy tss marava
Hotrin'ny atrany Sahalava mijoro
Masonay mirehatra mbola mandoro
Mamay
Valio ny fanotanianao sy ny an'ny tsirairay
Hatramin'izay > RAP
Hatramin'izao > RAP
Omaly sy androany n'iza faly n'iza tsy faly > RAP
Mandram-pafaty > RAP
De mandrak'izay > RAP
Mandram-paha norma ny fisainan'ny tsirairay
De izay nandao tsy asiako kôzy z
Zay mbola eo no omeko peace
Zay mbola mino sy manan-tena ny RAP vrai mbola misy
Ny aty, mamay eh, tsy mety fay eh, mafy ny aty, fonjam-by
Tss lagy fa maka par si
Malo-tava, atsoy aho hoe menalamba
Atsovy hoe mpisolo-tena ny RAP le rovi-damba
Tsy mety fata-daza tsy quoi
Bitsibitsika anaty horakoraka
Refa anaty haisoratra atsovy hoe "antoko mpanohatra"
Isakin'ny andalana anakiray misoratra anaty boky tantara
>>SETROKA FA TSY TOMANY
Isakin'ny kill mitazana avy eny alavitra mitsara
>>SETROKA FA TSY TOMANY
{Dagôh dia manoratra aho "zay RAP tsy andraisam-bola hono, le akamako malo-tava hono, le k*n*dr*n mamolava hono, ny an'iny koa pqrf efa holava hono}
Eo amin'ny crowd eny amin'ny be-ara elah mahazo kafara
>>SETROKA FA TSY TOMANY
Fa na izany na tsy izany io tsy quoi fa tohizana ny tantara
>>SETROKA FA TSY TOMANY
(X2)
Mandeh ny fotoana saingy ny eto tss fiovana ah
Mifandramatra amin'ny de mifanditra sy mifandipatra amin'ny manodidina eny mazana
Matetika miady amin'ny tompo-trano na mifamaly amin'ny bandy akama na mifandona amin'iray tanàna
Mitady marimaritra iraisana fa tsy mahita fims satria lafy samy hafa de lasa mienjana ny tady
Tss fitiavana, samy revo sy andevo ny fitadiavana
Ny afarany adino atramin'ny maha mpihavana
Nefa ny aty lagy fa life tss kôzy fa peace na tss love de mba mody aseho fotsiny hoe misy par si
Hajaina ihany fa tsy afaka ovaina ny lalàn'ny fiaraha-monina na dia samy amboadia
Aleo fahanginana, mandrampivaly fiakarana fidinana
Mandrampahavery alavitra an'ireo izay miseho hifanina
Aleo RAP de mitady fandriampahalemana anaty
Ny valifaty aleo aklapy
(Refrain)
Mandram-pamelako ny helokao mba ho fanohizana ny tady tapaka hiady aho
Ewa hi rap ah
{Al Sabar tampoly hycu "sokafy ny varavaranao fa mila hazavana,tsarovy ny voninahitrao, tempoly oh x2"}
Mankalaza an'ireo rahalahy malo-tava hotr'ah
Mankalaza an'ireo rahalahy miady lava hotr'ah
Mankalaza an'ireo rahalahy rovi-damba hotr'ah
Mankalaza fa ny diavolan-kolava ralah
Dagôh Black Cotton

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Mason'Aloka 301 MadagascariensisVangy : 17
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Fran301
Daty : 30/06/2026 09:04