Lalan-kafa (Mason'Aloka 301 Madagascariensis)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
LALAN-KAFA(DAGO)
Setroka tononkira.serasera.org fa tsy tomany,,Dago, Mason'Aloka, Lalan-kafa
Inona ntsony moa ny azoko atao raha tsy hoe mitazana mijery anao mandao tsikelikely mihidy uqxqwyh vazana de ny lifeko no tohizana
Vahana bdbu ny fatotry ny lasa rehetra floowptw nifandrohizana tsy quoi fa ikobo fiainam-baovao lalan-kafa no hizorana aklapko anatina rap ny fahasosorana
Inona moa no azoko ambara raha tsy hoe veloma sy mandrapihaona fa eto no mivily ndray mantsy ny lalan-tantara
Inona moa raha tsy hoe peace de okay,,sanina tongava soa de te hikapa hahita ny toniny enao handidy hahita ny vaniny
Inona moa fa tsy ny hoe mangina sy manadino sisa de misitaka..ny tsatok'antsy ny dian-drangotra ao andamosiko tsy olana entiko mibitaka fa efa anao ny fandresena, efa anao ny marina anao ny rariny nenah fahalemena
Inona moa raha tsy ny hoe dian-tanana vitsivitsy sisa soratako Rap ampikombona ny ratako
Fara ranomainty no hamafako izay fara-ranomaso mikorina amin'ny vatako hitsoaka tsimoramora ny rahona mainty
ny andro lasako
Ndao fa lalana...ndao fa lalana..ndao fa lalana🤞
#Setroka_fa_tsy_tomany❤
#Dago_Mason_Aloka🔥

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Mason'Aloka 301 MadagascariensisVangy : 1024
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Toucki
Daty : 03/09/2025 18:04