Sokafy ny foko (Mason'Aloka 301 Madagascariensis)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mason'aloka 301 ft. Arione Joy

Rehefa nosokafana ny foko dia izao no hita tao
Ny fiainana izay loza hita tao
Rabofy sy ny fram koa hita tao
Ny tena marina dia feno ko ny sipa tao
Ilay sipako taloha iny koa hita tao
Nefa lay alika vavy iny efa nanao ny ataony

Ireo bandy akama ko hita tao
Maro ny mpihira tany ampita tao
Rehefa nosokafana ny foko dia nitsangana ny fake
Ireo tôka nosotroiko no nahatonga ahy ny beuh
Tsy aiko na ny saiko no mandeha mora
Fa kay tao anaty foko tao no nisy akora

Satria Gasikara hita tao
Ry tanindrazanay malala no hira tao
Fa ny mpanao politika tsy hita tao
Satria toerana tsisy fitaka Ao

Ref: Ka aza mba menatra ianao manotany
Hoe lainga ve ireo sa hoe tantara angano
Fa ny foko anie no miteny ny vava dia resaka ihany
Ka aza mba menatra enao manontany
Hoe boto ve ireo sa mba misaina ihany?
Io zava-poana raha tsisy Ilay fo mitempo any ho any

Dia nitohy ny fikarohana izay tao anatiny
Feno dakafo be tao ohatran'ny hoe lasa atiny
2pac KO tao sa moa iny lay fatiny?
Feno tomanin'drabôfy sy ireo zavatra tsy tantiny
BobMarley ko hita tao ,fa tsisy maina dia zao lery miritaka Ao
Feno tsiky sy hafaliana tao
Nisy Andriamanitra sy hazo fijalina ao

Nisy hadalana tsy nety niala tao
Nisy setroka nisy ala tao
Fa nahagaga fa tsy nisy jamala tao
Nefa ty foko adaladala zao
Maro ny vahoaka iny  izay hita tao
Ry kiala ngita ko hita tao
Dia Maro KO ny gidragidra tao
Fa mbola be ny zavatra tsy mirindra Ao

Ra Sikafanao ny foko kobonao ao aloha tsy maintsy hoe rà mandriaka
Fa le mena satria fitiavana marina ny ao fa tsy tatasika
Vitsivitsy sisa no ao fa efa bobaka no niala
Efa hainao tsara oe tsy lolom-pò ny bobaka ao fa famindrana

Nahita sombiny tao ianao mety hoe fankahalana
Takela-bato napetrak'I Jah anefa no Ao akotran'ilay zandrikely tsy tan-dalàna
Nahita sombiny tao nefa ianao mety hoe  tsy fanahina
Maro loatra ny lasa nandratra
Ka lasa zary nahazatra  ilay fihafiana kely iny

Zama ah! Maninona moa raha tsy sokafana
De kobon'lah ety ivelany fotsiny oe
Mainty fa tsy mila dokafana.
Maninona moa ra ezahana fantarina na tsy mikasika mivantana
Amin'izay kobon'lah na tsy mila Soratana
      Ref:(....)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Mason'Aloka 301 Madagascariensis
Vangy : 117
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Kikou007
Daty : 26/06/2024 17:13
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0751