Ampidiro aloha ny tenimiafina
Mafia D (Mason'Aloka 301 Madagascariensis)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mafia-D🔥🤟🏻🖤(Vovondadiazo mainty, zanaky ny aloka lesy ny kiofa
Vovondadiazo mainty, tsipaka omby mahery de raha vao mahavoa mahafaty de raha tsy mahavoa mahafanina)2
Tsy style mafia, fa lifena mafy ady
Tsisy fotoana na kely hitadiavana tany malemy hanorenam-pangady fa miady, miady de raha tsy mandresy tsy mahazo mody
Io tsy mijanona raha tsy efa tody, aleo maty mitsangana toy zay mandalo
Ny fiainako ny ahy tsy le zana-draanona sy anona, tompon'ny anina sy anina, zanaky ny aloka lesy ny kiofa san
Tsipaka omby mahery de raha vo mahavo mahafaty de raha tsy mahavo mahafanina, norme raha mplane
Ny fiainako ny ahy tsy le zatra mamantana vonona, mitango izay nambolen'olona
Ny fiainako ny ahy efa zatra mitrongy vao minana zatra mitolona
De tsy maninona raha tsy mitovy ny fomba fijery tsy quoi
Lavo samihafa nentsika de norme raha tsy mi-compre elah
Norme elah raha mitsara mijery avy lavitra, saingy tsarovy fa setroka fa tsy tomany de sao elah mihevitra
Ny fiainako ny ahy na kodiaran-tsarety, koboko tsara hoe mety, tsapako tsara ny tsirony refa le miady de aveo zah mandresy
Ny fiainako vovondadiazo mainty fa maina ny ra
Tsy afaka handratra majinika tsony fa fery efa olatra kombon'lah
Entiko ampanetren-tena, tohizako fona ny tolona
Io na miverina hatram voloany man zah mbola vonona
Ekaaaa...nandalo tehena, nandalo seol, teny am beara nenah ny sekoly alahady eh
Nandalo atomasina efa fanaoko raha izany mandah ny tsy hiady
Nandalo ny mora nandalo ny sarotra mbola tsy tapitra ny ady
Alaina milamina hiainana OSAM mandry fahalemana anaty
Vovondadiozo tsy raha efa maina nenah ny sekoly alahady eh
Nandalo atomasina efa fanaoko raha izany mandah ny tsy hiady
Nandalo ny mora nandalo ny sarotra mbola tsy tapitra ny ady
De tsy mahagaga raha tsisy masakana intsony ty mandrapafaty
Ny fiainako tsy episimista, sa realista talohan'lisitra
Aleoko mitady mazaka toy izay hazo boboka raha hoe hifikitra
Tsy azon'lah zah hanaraka ambokony ny haino amanjery
NB: Comc ny tohiny zalah ah🔥
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Mason'Aloka 301 MadagascariensisVisites : 260
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Toucki
Date : 03/09/2025 17:55
