Tsy hitazona (Marion)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nanantena ihany aho hoe: hiaraka aminao
zay rehetra efa vita izay porofoina isaina
sao mba taminao tokoa tsy nahalala izay ahy
’zao nilaozanao irery:
Tsy hitazona anao anefa aho
safidy ny anao ka mandehana
kanefa mba tiako hotsapanao
’zao tononkira.serasera.org hadalana vita izao
Rehefa any aorina any hifankahita izao sy ianao oqjtyzb
hiverina daholo izay rehetra efa natao
tsy hangataka any afara ny emrg hiverenanao indray
f’efa tojo izay nirina tiako sady koa tia ahy
koa rava samy qzyutk tsara nefa:
tsy hitazona anao anefa aho
safidy ny anao ka mandehana
(Raha ho lasa ianao raha ho lasa ianao BABY)
kanefa mba tiako hotsapanao
’zao hadalana vita izao
misaotra anao, mahita soa
ianareo roa, faly tokoa
ianareo roa, tsy ho nofy intsony
ka tsofiko rano mba ho tojo ny mamy
atolotra ho an’i lanto sy sitraka(J&M)

--------
Lien: