Diso paika (miaraka amin'i Ogh sy As Skin) (Marion)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Han! Yeah!
Hey hey! Hey hey! Hey hey!
MARION:
Injay ary fa lavo lavo lavo tany indry
Io resaka fitiavan’io mantsy toa mankahia
Tena manimba saina loatra io mantsy de mampijaly
Taraiky eo vo mba miodina mankatsy na koa variana
Toa babonao ny saina, toa babonao ny fanahy
Fa potika daholo ‘zay rehetra rehetra momba an’ah
Rah zao no tsy misaina, ka be ny fakam-panahy
De vita hatreo koa ny amiko f’aleoko de bye bye
Hey ! ho ataoko ahoana? ny fanadino anao
Fa vao miandoha izao, I love you baby
Ho zava-poana, tomany foana
Reo no efa miandry ahy

Ka raha ilay fitia no hankarary ny an-doha
Efa isan’andro zao aho de fuck about you
Kanefa diso paik’aho, fa hainao tsy miraik’aho
Ka aleoko aloha tsy paika ny ho babo babo
De aleoko ihany zao my baby, oh ho
Aleoko ihany zao my baby, oh ho, oh ho
Aleoko ihany zao ndray baby, oh ho, oh ho
Aleoko ihany zao my baby, oh ho, oh ho

Raha vazivazy, fanalan’azy
Niheveranao hitandrana ny foko aoka tsy ho
Fa teo no niala aho, ianao no tara
‘zafady aza mitondra anay am fakam-panahy
Satria babonao eh!, tsy haiko ny hatao eh!
Fitia kilalao, ny ao an-dohanao
Toa tsy haiko intsony zay ao am-ponao tsy miteny
To mampanahy, ho oh!

Ka raha ilay fitia no hankarary ny an-doha
Efa isan’andro zao aho de fuck about you
Kanefa diso paik’aho, fa hainao tsy miraik’aho
Ka aleoko aloha tsy paika ny ho babo babo
De aleoko ihany zao my baby, oh ho
Aleoko ihany zao my baby, oh ho,
Aleoko ihany zao ndray baby, oh ho,
Aleoko ihany zao my baby, oh ho, oh ho ! oh ho!

OGH:
Soa ihany aho fa nahalala d’efa niomana mialoha
Ka sanatria raha hoe de ‘zaho indray no nde harary fo
Fa zavatr’hafa zay matoa aho miantso anao cherie
Fa tsy ianao hamidy indray no hande hanombana prix
Raha miteny hoe tiako ianao hoa zah tsy fanahy iniako
Nisy fitivana ihany tao anatiko tao f’efa nariako
Ka sanatrian’ny vava rah’aminao aho no hitanondrika
Diso paika, tsy halahelo, ary zah ary tsy hita romotra

AS SKIN:
Zah te hikiry hoatran’ireny mpibata fonjamby reny
Te ho eo anilan-dry fa ny ahy ny fonja mby irery
Mitsiriritra, mangetaheta, mahita jus
Maty fosan’ny bady akama mihintsy hoe mahia tazi
Nefa ianao tao tsy taitra, manontany tena aho hoe zah ve no maika
Be kajikajy ny ho anilanao zah, hay kay diso paika
Mba nanantena, ‘lay JTM aussi, en majuscule
De aleoko milamina, raha toa tsy point fa tsy mahay magie SKIN.

Ka raha ilay fitia no hankarary ny an-doha
Efa isan’andro zao aho de fuck about you
Kanefa diso paik’aho, fa hainao tsy miraik’aho
Ka aleoko aloha tsy paika ny ho babo ,babo
De aleoko ihany zao my baby, oh ho
Aleoko ihany zao my baby, oh ho,
Aleoko ihany zao ndray baby, oh ho,
Aleoko ihany zao my baby, oh ho, oh ho ! oh ho!
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Marion
Vangy : 8822
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 22/09/2014 20:31
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0743