You are here: home > Tononkira > Marion

Fafako you (Marion)

https://tononkira.serasera.org/hira/marion/fafako-you

1.Misy andro ratsy andro maha ory
Alina tsy hahitan-tory
Mitodika mijery ny lasa, nanahoana raha mba hoatr'izao...asa
Nahoriko ny momba anao rehetra
Ny akanjonao, ny sary etsetra.
Tonga ny fotoana eny hohafoiko
Ampy izay mangidy efa nosotroiko
Hoahy, hoahy, hoahy...hoahy ianao no tokana iray
Diso aho diso, diso aho diso
Rava izay nimatesako izao
Nivadihanao tamin'ny ora farany aho
Hofafako esoriko hataoko madio
Ny fahatsiarovana ny momba anao io

Ref: Fafako io*3 girl
Fafako io*3 girl
Jamba aho mantsy tokoa teo aloha
Tsy nahalala afatsy ianao io.
Saingy izao fafako io fafako io girl
Fafako io fafTsiky dia ampyako io girl fa f**ck you girl

2. Fa nolavinao ilay menaky ny aiko iny
Vokatry ny fitia tsy mba nisy tsiny
Hany tokana niangaviko anao
Nody vovoka izy, ianao ity nandao
Tampoka no nataonao teo fa kenda aho, kenda tsy nahaloa-peo
Fa indray mipi-maso no nandravanao ilay fanantenako hivalona hatreo
Ekeko fa tena tia aho...tia dia tena tia aho
Saingy hofaranana hatreo*3
Avy dia hofafako hatreo*3

Ref: Fafako io*3 girl....

Bridge: Zakaiko am-pitsikiana eny foana
handamina ny foko eny foana ny fotoan
Hiaritra ny mangidy aho tonight
Eny e, eny e hiaritra mangidy mafaitra
Dia hofafako io*4
Fa thank you*4

Ref: Fafako io*3 girl...

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Marion
Mpamaky : 4774
Mpakafy : 2 Ankafizo
Nampidirin'i : rixman
Tamin'ny : 23/05/2016 13:30:05
ID : 8554

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo