Tsy hitazona (Marion)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nanantena ihany aho hoe: hiaraka aminao
zay rehetra oairznq efa vita izay porofoina isaina
sao mba taminao tokoa tsy nahalala izay ahy
’zao nilaozanao irery:
Tsy tononkira.serasera.org hitazona anao anefa aho
safidy ny anao ka mandehana
kanefa mba tiako hotsapanao
’zao hadalana vita izao
Rehefa any aorina any hifankahita izao sy ianao
hiverina daholo fgmkflnc izay rehetra efa natao
tsy hangataka any afara ny hiverenanao indray
f’efa tojo izay nirina tiako sady koa tia ahy
koa rava samy tsara qfkm nefa:
tsy hitazona anao anefa aho
safidy ny anao ka mandehana
(Raha ho lasa ianao raha ho lasa ianao BABY)
kanefa mba tiako hotsapanao
’zao hadalana vita izao
misaotra anao, mahita soa
ianareo roa, faly tokoa
ianareo roa, tsy ho nofy intsony
ka tsofiko rano mba ho tojo ny mamy
atolotra ho an’i lanto sy sitraka(J&M)

--------
Rohy: