You are here: home > Tononkira > Marion

Feno anao (Marion)

Toa tsy mety mitony, ny ao anatiko ao
Te hilaza aminao, nefa miahotr’aho
Njao mientana ny fo, manoloana anao
Na ny mora indrindra aza, lasa sarotra

Matokia foana ihany kanefa aza manahy
Aleo hibitsika mangina ny ao antiko ao
Efa feno anao, 'zao tontolo rehetra izao
Fa raha tsy eo ianao, toa tsy mety izay atao
Anio raha sitrakao, tsorina eto indray
Ho anao, ho anao,ho anao
Ny foko anjakao

Ny efa vita taloha, misy ho visavisaina
Ny anio, lay fitia vaovao ndray no andrandraina
Samy tia tao am-po, miandry ny maraina
Efa fiTsiky dia ampyainana vaovao manombok’eto ataovy an-tsaina

Matokia foana ihany kanefa aza manahy
Aleo hibitsika mangina ny ao antiko ao
Efa feno anao, 'zao tontolo rehetra izao
Fa raha tsy eo ianao, toa tsy mety izay atao
Anio raha sitrakao, tsorina eto indray
Ho anao, ho anao,ho anao
Ny foko anjakao

Ny mpanenjika, tsy tia ho romotra tsy maintsy hiteny
Ho avy ny andro ratsy ho resintsika ireny
Efa feno anao, 'Zao ny tontolo rehetra izao
Fa raha tsy eo ianao, toa tsy mety izay atao
Anio raha sitrakao, tsorina eto indray
Ho anao, ho anao,ho anao
ny foko anjakao

Hevitra mandeha

martyna (22/10/2017 15:36:26)

Toa tsy mety mitony, ny ao anatiko ao Te hilaza aminao, nefa miahotr’aho Njao mientana ny fo, manoloana anao Na ny mora indrindra aza, lasa sarotra Matokia foana ihany kanefa aza manahy Aleo hibitsika mangina ny ao antiko ao Efa feno anao, 'zao tontolo rehetra izao Fa raha tsy eo ianao, toa tsy mety izay atao Anio raha sitrakao, tsorina eto indray Ho anao, ho anao,ho anao Ny foko anjakao Ny efa vita taloha, misy ho visavisaina Ny anio, lay fitia vaovao ndray no andrandraina Samy tia tao am-po, miandry ny maraina Efa fiainana vaovao manombok’eto ataovy an-tsaina Matokia foana ihany kanefa aza manahy Aleo hibitsika mangina ny ao antiko ao Efa feno anao, 'zao tontolo rehetra izao Fa raha tsy eo ianao, toa tsy mety izay atao Anio raha sitrakao, tsorina eto indray Ho anao, ho anao,ho anao Ny foko anjakao Ny mpanenjika, tsy tia ho romotra tsy maintsy hiteny Ho avy ny andro ratsy ho resintsika ireny Efa feno anao, 'Zao ny tontolo rehetra izao Fa raha tsy eo ianao, toa tsy mety izay atao Anio raha sitrakao, tsorina eto indray Ho anao, ho anao,ho anao ny foko anjakao

mamiando (17/08/2017 14:13:35)

Tsara lotra f thx e.atwk ouvertur :*

mamiando (17/08/2017 14:12:54)

Tsara lotra f thx e.atwk ouvertur :*

Tohiny Hametraka hevitra

Mpihira : Marion
Mpamaky : 25991
Mpakafy : 5 Ankafizo
Nampidirin'i : hery
Tamin'ny : 04/05/2016 03:26:34
ID : 8494

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo