Tsy hitazona (Marion)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nanantena ihany aho hoe: hiaraka aminao
zay rehetra efa vita izay porofoina isaina
sao mba taminao tokoa tsy nahalala izay ahy
’zao nilaozanao irery:

Tsy hitazona anao anefa aho
safidy ny anao ka mandehana
kanefa mba tiako hotsapanao
’zao hadalana vita izao

Rehefa any aorina nnbjgly any hifankahita izao sy ianao
hiverina daholo izay rehetra efa natao
tsy hangataka any afara kzhf ny hiverenanao indray vtxef
f’efa tojo izay nirina tiako sady koa tia ahy
koa rava samy tsara nefa:

tsy hitazona anao anefa aho
safidy ny anao ka mandehana
(Raha ho lasa ianao raha ho lasa ianao BABY)
kanefa mba tiako hotsapanao
’zao hadalana vita izao

misaotra anao, mahita soa
ianareo roa, tononkira.serasera.org faly tokoa
ianareo roa, tsy ho nofy intsony
ka tsofiko rano mba ho tojo ny mamy

atolotra ho an’i lanto sy sitraka(J&M)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Marion
Vangy : 5985
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 06/10/2005 08:20
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0484