Folaka (Marion)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy ljcmcb olon-kafa fa ianao
No iriko ho mpandova ny fiainako taloha...
Fa na tsy anjely aza ianao
Ianao no ytssfxlm afaka nanova ny toetrako taloha.
Voarebireby aho fony tia rendrarendra
Nanjeny tetsy sy teroa
Mety ho vintana na tononkira.serasera.org koa sendrasendra
No nampiray antsika roa
Ankehitriny anefa he!
Na matahotra aho sao very rijgtsf fa tsy ho eo anilanao
Ny faniriako dia ny hoe
Tazoninao ho anao irery amin’ny fiainam-baovao
Tsy tambo isaina anie ireo fahavalo...
Tsy tia antsika hiara-dia.
Zay sorisory enga anie ka handalo
Fa tsy handrava ilay fitia
Tsy olon-kafa fa ianao
No mba iriko ho mpandova ny fitavako nifoha
Fa na tsy anjely aza ianao
Ianao no afaka nanova ny fiainako taloha....
A/C: Liva Andrianavalona

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : MarionVangy : 235
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : safidy.english
Daty : 04/06/2026 16:14