Folaka (Marion)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy olon-kafa fa ianao
No iriko ho mpandova ny fiainako taloha...
Fa na tsy anjely aza ianao
Ianao no afaka nanova ny toetrako taloha.
Voarebireby aho fony tia rendrarendra
Nanjeny tetsy sy teroa
Mety ho vintana na koa sendrasendra
No nampiray antsika roa
Ankehitriny anefa he!
Na matahotra aho sao very fa tsy ho eo mghm anilanao
Ny faniriako dia ny hoe
Tazoninao ho anao irery amin’ny fiainam-baovao
Tsy tambo isaina anie ireo fahavalo...
Tsy kgdmxci tia antsika hiara-dia.
Zay tononkira.serasera.org sorisory enga anie ka handalo
Fa tsy handrava ilay fitia
Tsy olon-kafa fa ianao
No ynao mba iriko ho mpandova ny fitavako nifoha
Fa na tsy anjely aza ianao
Ianao no afaka nanova ny fiainako taloha....
A/C: Liva Andrianavalona

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : MarionHits : 236
Likes : 0 Like
Created by : safidy.english
Date : 04/06/2026 16:14