Folaka (Marion)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy olon-kafa fa ianao
No iriko njfalu ho mpandova ny fiainako taloha...
Fa na tsy anjely aza ianao
Ianao no afaka nanova ny toetrako taloha.
Voarebireby aho fony tia rendrarendra
Nanjeny tetsy sy teroa
Mety ho vintana na koa sendrasendra
No nampiray antsika roa
Ankehitriny anefa he!
Na matahotra aho sao very fa tsy ho eo anilanao
Ny faniriako dia ny hoe
Tazoninao ho anao irery amin’ny fiainam-baovao
Tsy tononkira.serasera.org tambo isaina anie ireo fahavalo...
Tsy tia antsika hiara-dia.
Zay sorisory enga hmhtvvvb anie ka handalo
Fa tsy handrava pcqap ilay fitia
Tsy olon-kafa fa ianao
No mba iriko ho mpandova ny fitavako nifoha
Fa na tsy anjely aza ianao
Ianao no afaka nanova ny fiainako taloha....
A/C: Liva Andrianavalona

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : MarionVisites : 178
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : safidy.english
Date : 04/06/2026 16:14