Faingana modia (Manafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aza miandry ny andro ho hariva fa modia Faingana , modia e!
Sao dia ho tononkira.serasera.org tratry ny haizina ianao ka tsy ho tody
Faingana , modia e!
Avia faingana modia Miandry ny valan'ny ray
Fa ao ny tompo miandry anao nania
Faingana , andao re modia e! sao very any ianao andao re modia e! sao very any ianao
Matoa henonao izao antso izao
Tsy tian'ny tompo ny havery anao madiva hariva anie (Modia e!)
Modia ry lasa nandeha (Fa efa)
Fa efa voavidin'ny rany ianao nania

Dieny akaiky ny tanan'ny Tompo dia raiso , faingana , modia e !
Fa mbola miangavy mitaona ny tompo Miantso , valio anio
Ny feony miantso valio
Ny valan'ny ray hitodio
Fa ao ny tompo miandry anao kmvtaa nania faingana
Andao hyjdkaqw re , modia e! sao very any Andao re , modia e! sao very any ianao
Matoa henonao izao antso izao
Tsy tian'ny tompo ny havery anao
Madiva hariva anie (Modia e!)
Modia ry qvckn lasa nandeha (fa efa)
Fa efa voavidin'ny rany ianao nania
Faingana , andao re modia e! sao very any ianao andao re
Modia e! sao very any ianao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : ManafiVisites : 1945
Préférés : 2 J'aime
Ajouté par : havoberesaka
Date : 18/12/2017 08:09