BANGA ANAO (Mamy Robinson)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
BANGA ANAO

Ity foko toa manahy, mangahiahy tsy tononkira.serasera.org eo ianao
Malahelo, mitakoko, mitoloko : banga anao
Rehefa qaseebgo ianao lavitra ahy tsy eo anilako eo
Toa mioko ato am-poko izay rehetra miseho


Fa ny foko mila haratra efa zatra anilanao
Fa ny foko yiqgdcpe manirery, mahatsiaro very tsy eo ianao
  Tsarovy fa any ho any, misy olo-mitomany
  Tia anao, tsy ampy anao : Banga anao


_ Mamy ROBINSON _  kdue (31/01/2019)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Mamy Robinson
Vangy : 1322
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mattox
Daty : 06/12/2019 13:12
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0359