BANGA ANAO (Mamy Robinson)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
BANGA ANAO

Ity jtbiq foko toa manahy, mangahiahy tsy eo sddjhs ianao
Malahelo, mitakoko, mitoloko : banga anao
Rehefa ianao lavitra ahy tsy eo anilako eo
Toa mioko ato am-poko izay rehetra miseho


Fa ny foko mila haratra efa zatra anilanao
Fa ny foko manirery, mahatsiaro very tsy eo ianao
  Tsarovy fa any ho gdwtdybu any, tononkira.serasera.org misy olo-mitomany
  Tia anao, tsy ampy anao : Banga anao


_ Mamy ROBINSON _  (31/01/2019)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Mamy Robinson
Visites : 1401
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Mattox
Date : 06/12/2019 13:12
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.8787