Tiako ianao (malagasy jazz label)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tiako ianao
Hafa mitsy ianao,
Nahay namo ilay afo tao ampoko tao
Ooohh!! Tena tiako ianao
Tsy niova mitsy ianao
Ilay endrika sariaka nanazava ahy
Ooohh ! Mbola hafa ianao
Oooh !!! Ny amiko, efa lasanao
- Ka raha sitrakao atomboka dieny zao
Ilay fiharahatsika mamy tokoa
Ny amiko manontolo ny fiainako ho anao
Ny hqgmlfp mamy indri..ndra omeko anao
Tena sambatra aho ,manana anao
Tena tiako ianao
- mahazo matoky ianao,fa ppdj tsy hiova aho madrakizay,
Ny fiharahatsika ho doria
Tsy misy tononkira.serasera.org toa anao, tsisy akotranao
Izaho ilay mpankafy...
Nanaovako hira izao,
Ireo dîna tsika nolalovana hatrizay
Oooh! Mbola tiako ianao
Ooooh! Tena ecid tiako ianao
Ooooh! Tsy mila hafa akotranao itsony aho
Musique : Chicago "if you leave me now"
Paroles : Ampinga Andriamalala
Hafa mitsy ianao,
Nahay namo ilay afo tao ampoko tao
Ooohh!! Tena tiako ianao
Tsy niova mitsy ianao
Ilay endrika sariaka nanazava ahy
Ooohh ! Mbola hafa ianao
Oooh !!! Ny amiko, efa lasanao
- Ka raha sitrakao atomboka dieny zao
Ilay fiharahatsika mamy tokoa
Ny amiko manontolo ny fiainako ho anao
Ny hqgmlfp mamy indri..ndra omeko anao
Tena sambatra aho ,manana anao
Tena tiako ianao
- mahazo matoky ianao,fa ppdj tsy hiova aho madrakizay,
Ny fiharahatsika ho doria
Tsy misy tononkira.serasera.org toa anao, tsisy akotranao
Izaho ilay mpankafy...
Nanaovako hira izao,
Ireo dîna tsika nolalovana hatrizay
Oooh! Mbola tiako ianao
Ooooh! Tena ecid tiako ianao
Ooooh! Tsy mila hafa akotranao itsony aho
Musique : Chicago "if you leave me now"
Paroles : Ampinga Andriamalala
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : malagasy jazz labelVangy : 801
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : malagasyjazzlabel
Daty : 19/05/2025 22:47
