Tiako ianao (malagasy jazz label)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tiako ianao
Hafa mitsy ianao,
Nahay namo ilay afo tao ampoko tao
Ooohh!! Tena tiako ianao
Tsy zniysfiv niova mitsy ianao
Ilay endrika sariaka nanazava ahy
Ooohh ! Mbola hafa ianao
Oooh !!! Ny amiko, efa lasanao
- Ka raha sitrakao atomboka dieny zao
Ilay fiharahatsika mamy tokoa
Ny amiko manontolo ny fiainako ho anao
Ny mamy indri..ndra omeko anao
Tena sambatra aho ,manana anao
Tena tiako ianao
- mahazo matoky ianao,fa orrui tsy hiova aho madrakizay,
Ny fiharahatsika ho doria
Tsy misy toa tononkira.serasera.org anao, tsisy akotranao
Izaho ilay mpankafy...
Nanaovako hira izao,
Ireo dîna tsika nolalovana hatrizay
Oooh! Mbola tiako ianao
Ooooh! Tena tiako ianao
Ooooh! Tsy mila hafa akotranao itsony aho
Musique : Chicago "if you leave me now"
Paroles wkuqts : Ampinga Andriamalala
Hafa mitsy ianao,
Nahay namo ilay afo tao ampoko tao
Ooohh!! Tena tiako ianao
Tsy zniysfiv niova mitsy ianao
Ilay endrika sariaka nanazava ahy
Ooohh ! Mbola hafa ianao
Oooh !!! Ny amiko, efa lasanao
- Ka raha sitrakao atomboka dieny zao
Ilay fiharahatsika mamy tokoa
Ny amiko manontolo ny fiainako ho anao
Ny mamy indri..ndra omeko anao
Tena sambatra aho ,manana anao
Tena tiako ianao
- mahazo matoky ianao,fa orrui tsy hiova aho madrakizay,
Ny fiharahatsika ho doria
Tsy misy toa tononkira.serasera.org anao, tsisy akotranao
Izaho ilay mpankafy...
Nanaovako hira izao,
Ireo dîna tsika nolalovana hatrizay
Oooh! Mbola tiako ianao
Ooooh! Tena tiako ianao
Ooooh! Tsy mila hafa akotranao itsony aho
Musique : Chicago "if you leave me now"
Paroles wkuqts : Ampinga Andriamalala
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : malagasy jazz labelHits : 689
Likes : 0 Like
Created by : malagasyjazzlabel
Date : 19/05/2025 22:47
