malagasy jazz label
groupe niforona tamin'ny Tamin'ny 2003 tao amin'ny lycée LMA nivohy NY mozika rap izy tamin'izany.taty aoriana nanao fusion rap sy jazz ary slam . sady mpitendry no mihira daholo NY membres ao izay ahitana any Mahasolo Ampinga (piano),Mireille Andrianjafy (sax,vocal) Lija mahefa (batterie), Rija Andriamifidy (guitare ),Messin Omar (bass), Kaitho khan (guitare solo.flûte ,vocal).
Hevitra momba an'i malagasy jazz label
Mbola tsisy nametraka hevitra
Hiran'i malagasy jazz label (2)
© serasera.org 1999 -
2024 - page load 0.1413