Nofy (malagasy jazz label)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
toa nofy ilay andro fahiny
fony isika mbola zaza
toy NY ho mandrakizay
anefa saraka ankehitriny
toa serana anefa mangirifiry
nodorana anefa mbola maniry
embona lava NY andro lasa
asa ianao zay mety efa antratran'olo-kafa
NY bloprf saiko tsy mety hanadino
fa ianao foana na tononkira.serasera.org fijaliana aza ihafio
isan'andro wwnfuu anaty haizim-pito
olom-bery hazo tokana nilaozan-tsar aux à
râ enonao ity vazo ity izao tadidio
NY foko efa lasanao ayam ionon'aho raha izay no anjara

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : malagasy jazz labelVangy : 1969
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : malagasyjazzlabel
Daty : 22/03/2018 19:33