Tsy ho ahy (malagasy jazz label)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy ho ahy
Mafinaritra ery , ny mitoetra anilanao eo
Satriko isanandro vsdlq , ny mba hamihina anao
Kanefa dia indrisy, tsy afaka hitoetra tononkira.serasera.org eto
tsy anjara tandrify raha ny antsika roa
mamy ry tiana
Ny eo anilanao...
Ho Vetsoiko mangina
Ny fitiavako anao.
Ny alina manitsy , ny saiko lasa any aminao
Lasa vinany ,moa tia ahy va ianao ?
Ra ny amiko aloha ,ny foko efa lasa anao
Ny saiko miventso tsy mba ho ahy ianao
Oooh ! 'ndao ianao ry tiana
Vonjeo ilay tianao
Aza 'jery ariana
Aza manahy ny amina aaa!!
Tsaroina mangina 'reo fotoana maaaamy
Vetsoiko mangina ireo kalontsika omaaaly
Mijaly , tonio ny foooo!! Fa....
Mbola ho ritra ireo ranomasok anao 'maly,
Ho zary tadidy, ny ngidy niainana taloha,
Ahita ilay vafka tandrify , tsy anjara ny omaly
Amiza..y ny tsapanao tsapako 'njay lay feo oe tia ahy.
Veloma ! Ianao ry tiana
Iny no lasa izaho
Iriko any aorina
Samy zrlj ho sambatra samy ahatsia...Hy
Aaaa!!! Tantara tsy mba hety vofafaaaa!!!
Aaaa!!! Tsaroina rehefa manembonaaa!!!
Aaaaa!!!
Musique : Eagles "new kids in town"
Paroles : Shield Ampinga Andriamalala

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : malagasy jazz labelVangy : 770
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : malagasyjazzlabel
Daty : 19/05/2025 21:22