Tiako ianao (malagasy jazz label)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tiako ianao
Hafa mitsy ianao,
Nahay namo ilay afo tao ampoko tao
Ooohh!! Tena tiako ianao
Tsy niova mitsy ianao
Ilay endrika sariaka nanazava ahy
Ooohh ! Mbola hafa ianao
Oooh tononkira.serasera.org !!! Ny amiko, efa lasanao
- Ka raha sitrakao atomboka dieny zao
Ilay fiharahatsika mamy tokoa
Ny amiko manontolo ny fiainako ho anao
Ny mamy indri..ndra omeko anao
Tena sambatra aho ,manana anao
Tena tiako ianao
- mahazo matoky ianao,fa tsy hiova aho madrakizay,
Ny fiharahatsika ho doria
Tsy misy toa anao, tsisy izpw akotranao
Izaho ilay mpankafy...
Nanaovako hira izao,
Ireo dîna tsika nolalovana bfxz hatrizay
Oooh! Mbola tiako ianao
Ooooh! Tena tiako ianao
Ooooh! Tsy mila hafa akotranao fqrpu itsony aho
Musique : Chicago "if you leave me now"
Paroles : Ampinga Andriamalala
Hafa mitsy ianao,
Nahay namo ilay afo tao ampoko tao
Ooohh!! Tena tiako ianao
Tsy niova mitsy ianao
Ilay endrika sariaka nanazava ahy
Ooohh ! Mbola hafa ianao
Oooh tononkira.serasera.org !!! Ny amiko, efa lasanao
- Ka raha sitrakao atomboka dieny zao
Ilay fiharahatsika mamy tokoa
Ny amiko manontolo ny fiainako ho anao
Ny mamy indri..ndra omeko anao
Tena sambatra aho ,manana anao
Tena tiako ianao
- mahazo matoky ianao,fa tsy hiova aho madrakizay,
Ny fiharahatsika ho doria
Tsy misy toa anao, tsisy izpw akotranao
Izaho ilay mpankafy...
Nanaovako hira izao,
Ireo dîna tsika nolalovana bfxz hatrizay
Oooh! Mbola tiako ianao
Ooooh! Tena tiako ianao
Ooooh! Tsy mila hafa akotranao fqrpu itsony aho
Musique : Chicago "if you leave me now"
Paroles : Ampinga Andriamalala
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : malagasy jazz labelHits : 636
Likes : 0 Like
Created by : malagasyjazzlabel
Date : 19/05/2025 22:47
