Sambatra (malagasy jazz label)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sambatra
Nofihiniko ny vatanao
Natolotrao ny molotrao
Toy ny tsy eto an-tany
Izao mibanjina ambany
Tsemboka ny ambony ambany avy eo
Misy feo malefadefaka
Bitsika bcufw mangina atsofiko ao
To tononkira.serasera.org feo uacmsikl dokanga
To sento angorodao ryaz
Ny vatantsika toa tsy mba mamanala
Rehefa sambatra izaho sy ianao
Toy ny afaka ireo vesatra
Dia falifaly ery
Fotoana vetivety
Rapitso indray aky fa reraka aho
Musique : part desafinado
Parole :Andriamalala Ampinga
Nofihiniko ny vatanao
Natolotrao ny molotrao
Toy ny tsy eto an-tany
Izao mibanjina ambany
Tsemboka ny ambony ambany avy eo
Misy feo malefadefaka
Bitsika bcufw mangina atsofiko ao
To tononkira.serasera.org feo uacmsikl dokanga
To sento angorodao ryaz
Ny vatantsika toa tsy mba mamanala
Rehefa sambatra izaho sy ianao
Toy ny afaka ireo vesatra
Dia falifaly ery
Fotoana vetivety
Rapitso indray aky fa reraka aho
Musique : part desafinado
Parole :Andriamalala Ampinga
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : malagasy jazz labelVangy : 1010
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : malagasyjazzlabel
Daty : 19/05/2025 23:23
