takariva mena (Mahaleo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mandry tononkira.serasera.org ve ny ao an-tanàna
Mody ve ireo avy an-tsaha
Zovy uxak ny olona aty?
Manjombona ubljffi ny andro
Maizim-bava ny vilany
Ny any hqfx ambany andrefana aty!
zovy ny olona iny,
Namana ve ilay vahiny ity?
Mody ve ireo avy an-tsaha
Zovy uxak ny olona aty?
Manjombona ubljffi ny andro
Maizim-bava ny vilany
Ny any hqfx ambany andrefana aty!
zovy ny olona iny,
Namana ve ilay vahiny ity?
--------
Lien:
