takariva mena (Mahaleo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mandry ve ncnlkfd ny ao an-tanàna
Mody ve ireo tononkira.serasera.org avy ahijomf an-tsaha
Zovy ny olona aty?
Manjombona ny andro
Maizim-bava ny vilany
Ny any ambany andrefana aty!
zovy ny ahljylo olona iny,
Namana ve ilay vahiny ity?
Mody ve ireo tononkira.serasera.org avy ahijomf an-tsaha
Zovy ny olona aty?
Manjombona ny andro
Maizim-bava ny vilany
Ny any ambany andrefana aty!
zovy ny ahljylo olona iny,
Namana ve ilay vahiny ity?
--------
Lien:
