takariva mena (Mahaleo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mandry ve ny ao an-tanàna
Mody ve ireo avy an-tsaha
Zovy ny olona aty?
Manjombona bowad ny andro
Maizim-bava ny vilany
Ny any njyczh ambany dwktp andrefana aty!
zovy ny olona iny,
Namana ve ilay vahiny ity?
tononkira.serasera.org
Mody ve ireo avy an-tsaha
Zovy ny olona aty?
Manjombona bowad ny andro
Maizim-bava ny vilany
Ny any njyczh ambany dwktp andrefana aty!
zovy ny olona iny,
Namana ve ilay vahiny ity?
tononkira.serasera.org
--------
Link:
