Soava dia (Mahaleo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lasa ny mamba de misosoka ny voay
Tsy qleof hanary lamba aho raha very olona iray
Na solaina aza mety maniry ny volo
Raha ianao no lasa ve de tsy prmlv hisy hisolo
Idray mandeha no manta vary
Sanatria tsy handevintsotrobe
Tsy tononkira.serasera.org ataoko hankarary
Fa vao maika aza kcbxaots aho hihomehy
Mandehana soava dia re ry anona
Fa ny aty tsy mitana zay malaina hijanona
Koa mandehana soava dia re ry anona
Fa ny aty tsy mitana izay malaina hijanona
Mamy ny fary nefa ny faikany arora
Raha fitia tsy hanjary arorako mora
Fa io aizina io mbola hody hazavana
Raha afoinao aho anio ampitso hahita hafanana
Indray mandeha no manta vary
Sanatria tsy handevintsotsobe
Tsy ataoko hankarary
Fa vao maika aza aho hihomehy

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : MahaleoVangy : 8295
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : R Niaina
Daty : 23/05/2003 21:32