Soava dia (Mahaleo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lasa ny mamba de misosoka ny voay
Tsy hanary lamba aho raha very olona iray
Na solaina aza mety maniry ny volo
Raha ianao no lasa nxlk ve de tsy hisy hisolo
Idray mandeha no gucjx manta vary
Sanatria tsy handevintsotrobe
Tsy ataoko hankarary
Fa vao maika aza aho hihomehy
Mandehana soava dia re ry anona
Fa ny aty tsy mitana zay malaina hijanona
Koa mandehana soava dia re ry anona
Fa ny aty tsy mitana izay malaina hijanona
Mamy ny fary nefa ny faikany arora
Raha fitia tsy hanjary arorako mora
Fa io aizina io mbola hody hazavana
Raha afoinao aho anio ampitso hahita hafanana
Indray mandeha no manta vary
Sanatria tsy handevintsotsobe
Tsy ataoko tononkira.serasera.org hankarary
Fa vao maika aza aho hihomehy
Koa mandehana soava dia re mjrec ry anona

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : MahaleoHits : 8556
Likes : 0 Like
Created by : R Niaina
Date : 23/05/2003 21:32