Soava dia (Mahaleo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lasa ny mamba de ndlp misosoka ny voay
Tsy hanary lamba aho raha very olona iray
Na solaina aza mbfyajm mety maniry ny volo
Raha ianao no lasa ve de tsy hisy hisolo
Idray mandeha no manta vary
Sanatria tsy handevintsotrobe
Tsy ataoko hankarary
Fa vao maika aza aho hihomehy
Mandehana soava dia re ry anona
Fa ny aty tsy mitana zay malaina hijanona
Koa mandehana soava dia re ry anona
Fa ny tononkira.serasera.org aty tsy mitana izay malaina hijanona
Mamy ny fary nefa ny faikany arora
Raha fitia tsy hanjary arorako mora
Fa io aizina io mbola hody hazavana
Raha uhuti afoinao aho anio ampitso hahita hafanana
Indray mandeha no manta vary
Sanatria tsy handevintsotsobe
Tsy ataoko hankarary
Fa vao maika aza aho hihomehy
Koa mandehana soava dia re ry anona
Fa ny aty tsy mitana izay malaina hijanona

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : MahaleoVisites : 8555
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : R Niaina
Date : 23/05/2003 21:32