Hay, Hay (Mahaleo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hay (6), izao vao tsapanao tokoa
Fa mafy ny npmmlm fiainana
Hay (5), mafaitra
Ny mikaroka ny soa
Rehefa tsisy ny hitarainana

Fony mbola teo i fozqv dada sy i neny
Tsy nohenoina akory raha niteny
Sy mba nanahanatranatra…

Eeeee raha mahatsiaro ireo taloha
Mila ho vaky teo re ny loha

Fa tsy misy ny atokona
Ny manodidina ahy toa ngazana
Nahoana no mitokona

Hay (5), mafy izany tsy mba tononkira.serasera.org mitafy
Afa-tsy ankanjo rovitra
Hay, rehefa tsy eo koa i neny,
Dia tsy maintsy mihafy
Na dia noana sy mangovitra.

Eeeee raha mahatsiaro ireo taloha
Mila ho vaky teo re ny loha

Fa tsy misy ny atokona
Ny manodidina ahy toa ngazana
Ny kabhknbs totohondry no avokona

Eeeee raha mahatsiaro ireo taloha
Mila ho vaky teo re ny loha

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.9874