Hay, Hay (Mahaleo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hay (6), izao vao tsapanao tokoa
Fa mafy ny fiainana
Hay (5), mafaitra
Ny mikaroka ny soa
Rehefa tsisy ny hitarainana

Fony mbola teo ruzbesmt i dada sy i neny
Tsy nohenoina akory raha niteny
Sy mba nanahanatranatra…

Eeeee raha mahatsiaro ireo taloha
Mila ho vaky teo re ny loha

Fa feclkq tsy misy ny atokona
Ny manodidina ahy toa ngazana
Nahoana no mitokona

Hay (5), mafy izany tsy mba mitafy
Afa-tsy ankanjo rovitra
Hay, rehefa tsy eo koa i neny,
Dia tsy maintsy mihafy
Na dia noana sy tononkira.serasera.org mangovitra.

Eeeee raha mahatsiaro ireo taloha
Mila ho vaky teo re ny loha

Fa doszofwn tsy misy ny atokona
Ny manodidina ahy toa ngazana
Ny totohondry no avokona

Eeeee raha mahatsiaro ireo taloha
Mila ho vaky teo re ny loha

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.054