Hay, Hay

Lohateny Hay, Hay
Nampiditra raluc
Tamin'ny 17/10/2005 13:12
Vangy : 946
ity zany ny tondropeogitara 
le hiran' ny mahaleo oe "hay, hay"
(raha ny fahaizako anazy aloha e, ra misy diso de mba lazaio any a, lol)

le intro somary sarotrarotra fa apetrako eo any rehefa misy fotoana, azafady e ...

mi                  re(maj)
Hay, hay, hay, hay, hay,     

sol (do, sol, do, sol)
hay, 

sol      re(7ème) sol
izao vao tsapanao tokoa

(do, si(bar), la, sol, re...) 
Fa mafy ny fiainana

mi                  re(maj)
Hay, hay, hay, hay, hay, 

sol (do, sol, do, sol)
mafaitra

sol   re(7ème) sol
Ny    mikaroka ny soa

(do, si(bar), la, sol, re...)
Rehefa tsisy ny hitarainana


mi                  re(maj)
Fony mbola teo i dada sy 

sol (do, sol, do, sol)
i neny

sol           re(7ème) sol
Tsy nohenoina akory raha niteny

(do, si(bar), la, sol, re...)
Sy mba nanahanatranatra…


sol                   do   re...
Eeeee raha mahatsiaro ireo taloha

sol          do  re...
Mila ho vaky teo re ny loha



mi          re(maj)
Fa tsy misy ny 

sol (do, sol, do, sol)
atokona

sol           re(7ème) sol
Ny manodidina ahy no andrasana

(do, si(bar), la, sol, re...)
Nahoana no mitokona


mi                  re(maj)
Hay, hay, hay, hay, hay, 

sol (do, sol, do, sol)
mafy 

sol   re(7ème) sol
izany tsy mba mitafy

(do, si(bar), la, sol, re...)
Afa-tsy ankanjo rovitra

mi                  re(maj)
Hay, rehefa tsy eo koa 

sol (do, sol, do, sol)
i neny,

sol re(7ème) sol
Dia tsy maintsy mihafy

(do, si(bar), la, sol, re...)
Na dia noana sy mangovitra.


sol          do  re...
Eeeee raha mahatsiaro ireo taloha

sol          do  re...
Mila ho vaky teo re ny loha


mi     re(maj)
Fa tsy misy ny 

sol (do, sol, do, sol)
atokona

sol           re(7ème) sol
Ny manodidina ahy no andrasana

(do, si(bar), la, sol, re...)
Ny totohondry no avokona


sol                    do  re...
Eeeee raha mahatsiaro ireo taloha

sol          do  re...
Mila ho vaky teo re ny loha

napetrak'i lou.rana ny 17 oktobra 2005
lou.rana@laposte.net
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0083