Gema (Mahaleo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha toa aho ka gema, sanatria tsy kilema
Fa hadalan’izay namboatra, matoa ny saokako mitroatra
Raha kilema izy io,tsy ho raharahiko anio
Fa hadalan’izay namboatra, ka dia misaotra dia misaotra
Raha toa aho ka gema,sanatria tsy kilema
Fa misy tsy ampy na mihoatra, ny nataon’ilay namboatra
Ireo zazavavy tsy mba misy nankafy,
Mitarehim-pamosavy ka tsy mahatehotia
Raha toa ny saokako mitroatra, aza atao mahakivy tononkira.serasera.org anao
Fa ny toeran-kafa tsara poqhhsw lqreaqty voatra, no ataovy an-tsainao ao
jfpu (Dadah)

--------
Rohy: