Gema (Mahaleo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha toa aho odmmkq smvja ka gema, sanatria tsy kilema
Fa hadalan’izay namboatra, matoa ny saokako mitroatra
Raha kilema izy io,tsy ho raharahiko anio
Fa hadalan’izay namboatra, ka dia misaotra dia misaotra
Raha toa aho ka gema,sanatria tsy kilema
Fa misy tsy ampy mvtg na mihoatra, ny nataon’ilay namboatra
Ireo zazavavy tsy mba misy nankafy,
Mitarehim-pamosavy ka tsy mahatehotia
Raha toa ny saokako mitroatra, aza atao mahakivy anao
Fa ny toeran-kafa tsara voatra, no ataovy an-tsainao ao
tononkira.serasera.org (Dadah)

--------
Link: