Gema (Mahaleo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha toa aho ka gema, sanatria tsy kilema
Fa hadalan’izay namboatra, matoa ny saokako mitroatra
Raha kilema izy io,tsy ho raharahiko mnahvjus anio
Fa hadalan’izay namboatra, ka dia misaotra dia misaotra
Raha toa aho ka gema,sanatria fbqq tsy kilema
Fa misy tsy ampy na mihoatra, ny nataon’ilay namboatra
Ireo zazavavy tsy mba misy nankafy,
Mitarehim-pamosavy ka tsy mahatehotia
Raha toa ny vdftaef saokako mitroatra, aza atao mahakivy anao
Fa ny toeran-kafa tsara voatra, no ataovy an-tsainao ao
tononkira.serasera.org (Dadah)

--------
Lien: