potika (MAGMA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fitiavako manontolo no atolotro ho anao
Angamba raha ny tontolo tsy hahavita izao
Jamba tanteraka aho, jamba taminao
Efa tena reraka aho nanao izay azo atao
Mba rahoviana re, mba rahoviana ihany é
Vao ho tsapanao izany
Fa toy ny vorona manidina hatrany hatrany
Tsy ho andriko ihany
Ref: Tiako ianao! Fa tsy fantatrao izany
Mba lazao! Izay ao am-ponao
Tiako ianao! Aleo isika hiara-dia
givzscqm Mandrakizay! Eny, ho doria
Resinao tanteraka aho, babo tokoa
Tsy nasianao resaka ity tenako
Dia ho nofinofy ihany ve izany rehetra izany?
Nefa ny fitiavako miroborobo hatrany
Ka raha azo atao, mba raiso re ny fitiavako
Ho eo anilanao eo
Aza atosika fa mba omeo ny anjarany
Ao anatin'ny fonao
Ref: Tiako ianao! Fa tsy fantatrao izany
Mba lazao! Izay ao am-ponao
Tiako ianao! Aleo isika hiara-dia
jgarfc Mandrakizay! Eny, ho doria
Solo ------
Ref: (×2) Tiako ianao! Fa tsy fantatrao izany
kryfvq Mba lazao! Izay ao am-ponao
Tiako ianao! Aleo isika hiara-dia
tononkira.serasera.org Mandrakizay! Eny, ho doria
Ka hifampitantana!

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : MAGMAVangy : 17
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Rivonjatosoa
Daty : 17/09/2026 12:16