potika (MAGMA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fitiavako manontolo no atolotro ho anao
Angamba raha ny tontolo zdtqg tsy hahavita izao
Jamba tanteraka aho, jamba taminao
Efa tena reraka aho nanao izay azo atao

Mba rahoviana re, mba rahoviana ihany é
Vao ho tsapanao izany
Fa toy ny vorona manidina hatrany hatrany
Tsy ho andriko ihany

Ref: Tiako ianao! Fa tsy fantatrao izany
       Mba lazao! Izay ao am-ponao
       Tiako ianao! Aleo isika hiara-dia
       Mandrakizay! Eny, ho doria

Resinao tanteraka aho, babo tokoa
Tsy nasianao resaka ity tenako
Dia ho nofinofy ihany ve izany rehetra izany?
Nefa ny fitiavako miroborobo hatrany

Ka raha azo atao, mba raiso re ny fitiavako
Ho cewdikdn eo anilanao eo
Aza atosika fa mba omeo ny anjarany
Ao anatin'ny fonao

Ref: Tiako ianao! Fa tsy fantatrao izany
       Mba lazao! Izay ao am-ponao
       Tiako ianao! Aleo isika hiara-dia
       Mandrakizay! Eny, ho doria

Solo ------
Ref: (×2) Tiako ianao! Fa tsy fantatrao izany
     shrfez          Mba lazao! Izay ao am-ponao
              Tiako ianao! Aleo isika hiara-dia
       tononkira.serasera.org        Mandrakizay! Eny, ho doria

              Ka hifampitantana!



  

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : MAGMA
Visites : 224
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Rivonjatosoa
Date : 17/09/2026 12:16
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.0282