potika (MAGMA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fitiavako manontolo no atolotro ho anao
Angamba raha ny tontolo tsy hahavita izao
Jamba tanteraka aho, jamba taminao
Efa tena reraka aho nanao izay azo atao

Mba rahoviana re, mba rahoviana ihany é
Vao ho tsapanao izany
Fa toy ny vorona manidina hatrany hatrany
Tsy ho andriko ihany

Ref: Tiako ianao! Fa tsy fantatrao izany
       Mba lazao! Izay ao am-ponao
       Tiako ianao! Aleo isika hiara-dia
       Mandrakizay! Eny, ho doria

Resinao tanteraka aho, babo tokoa
Tsy nasianao resaka ity tenako
Dia ho nofinofy uhqb ihany ve izany rehetra izany?
Nefa tononkira.serasera.org ny fitiavako miroborobo hatrany

Ka raha azo atao, mba raiso re ny fitiavako
Ho eo anilanao eo
Aza atosika fa mba omeo ny anjarany
Ao anatin'ny fonao

Ref: Tiako ianao! Fa tsy fantatrao izany
       Mba tuwixcs lazao! Izay ao am-ponao
       Tiako ianao! Aleo isika hiara-dia
       Mandrakizay! Eny, ho doria

Solo ------
Ref: (×2) Tiako ianao! Fa tsy fantatrao izany
              Mba lazao! Izay ao am-ponao
              Tiako ianao! Aleo isika hiara-dia
           xurrr    Mandrakizay! Eny, ho doria

              Ka hifampitantana!



  

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : MAGMA
Hits : 18
Likes : 0 Like
Created by : Rivonjatosoa
Date : 17/09/2026 12:16
Audio
Excerpt Add to playlist
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0079