You are here: home > Tononkira > MAGMA

Niandry anao (MAGMA)

https://tononkira.serasera.org/hira/magma/niandry-anao

Efa ela ihany izay izaho no niandry anao
Angamba efa ora iray nitazatazana aho
Nijerijery ihany aho nierikerika fa
Tsy tonga ianao tsy tonga ianao tsy tonga ianao

Ref: Voapetrapetraka aho nitonantonana mihintsy
        Niandry anao niandry anao
        Ianao Tsiky dia ampytoa tsy hita,sa namilafila
        Aiza ianao aiza ianao

Ny orana nikija niraradraraka
Izao nipitrapitra niandry vasoka
Niafiko ihany ireo,izaho koa efa leo
Tsy tonga ianao,tsy tonga ianao, tsy tonga ianao

Tsy andriko intsony,tsy hita ianao
Naleoko tony f'izaho vizana aaahhh! yeeh!

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : MAGMA
Mpamaky : 91
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Ionja_jl_1
Tamin'ny : 30/07/2020 16:58:52
ID : 12955

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo