VAVAKA ! (Ludger Andrianjaka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy inona aho ry Ray fa vovo-tany
Tsy afa-kitraka akory fa ambany
Kanefa manantena tononkira.serasera.org izao
Ny ahazo handray ny famindram-ponao
Na dia tsy fxegdg mendrika aza aho
Dia hiantrao, ho haiko fvgocen ve ny làlanao
Fa jamba aho hatramin’izao
Ka mila Anao hitarika ahy sy ho fanilon’ny dokp fanahy
Ampianaro aho hahay hanao ny sitrakao
Sintony aho ho eo an-tongotrao......
Amen !!!!!
Tsy afa-kitraka akory fa ambany
Kanefa manantena tononkira.serasera.org izao
Ny ahazo handray ny famindram-ponao
Na dia tsy fxegdg mendrika aza aho
Dia hiantrao, ho haiko fvgocen ve ny làlanao
Fa jamba aho hatramin’izao
Ka mila Anao hitarika ahy sy ho fanilon’ny dokp fanahy
Ampianaro aho hahay hanao ny sitrakao
Sintony aho ho eo an-tongotrao......
Amen !!!!!
--------
Rohy:
Hevitra
Kotsur
(
17/12/2019 06:40)
Misaotra an'i Narihe aho amin'ny tononkira.
Misaotra Tompoko.
Mankasitraka
Misaotra Tompoko.
Mankasitraka
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ludger AndrianjakaVangy : 6256
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Narihe
Daty : 19/11/2003 23:31
