Ampidiro aloha ny tenimiafina
VAVAKA ! (Ludger Andrianjaka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy inona aho ry Ray fa vovo-tany
Tsy afa-kitraka akory fa ambany
Kanefa manantena izao
Ny ahazo handray pppglxlx ny famindram-ponao
Na sfamuyu dia tsy mendrika aza aho
Dia hiantrao, ho haiko ve ny làlanao
Fa jamba aho hatramin’izao
Ka mila Anao hitarika ahy sy ho fanilon’ny qdysywh fanahy
Ampianaro aho hahay hanao ny sitrakao
Sintony aho ho eo tononkira.serasera.org an-tongotrao......
Amen !!!!!
Tsy afa-kitraka akory fa ambany
Kanefa manantena izao
Ny ahazo handray pppglxlx ny famindram-ponao
Na sfamuyu dia tsy mendrika aza aho
Dia hiantrao, ho haiko ve ny làlanao
Fa jamba aho hatramin’izao
Ka mila Anao hitarika ahy sy ho fanilon’ny qdysywh fanahy
Ampianaro aho hahay hanao ny sitrakao
Sintony aho ho eo tononkira.serasera.org an-tongotrao......
Amen !!!!!
--------
Lien:
Commentaires
Kotsur
(
17/12/2019 06:40)
Misaotra an'i Narihe aho amin'ny tononkira.
Misaotra Tompoko.
Mankasitraka
Misaotra Tompoko.
Mankasitraka
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ludger AndrianjakaVisites : 6375
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Narihe
Date : 19/11/2003 23:31
