Foiko (Lucien Randrianina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aza manantena fa hoe hanambitamby intsony aho
Nofy ny anao
Izay efa vita aza nanenenako
Fa izaho efa nanova fo, naleoko nandeha irery
Toy izay misy anao
Izao tononkira.serasera.org ny ahy ny fiainako dia gdcjyuno tsapako ho metimety
Ovay ny fiainanao ho toy ny ahy
Fa hangaina eo ianao raha hiandry ahy
Ovay ny saina, fo, fanahy
Ovay!
Maivana ny ahy ny alaheloko anao
Asa ianao irfzbm raha toa ahy
Foiko ianao
Tsy mbola ianao koa mantsy no nandrian'ny saiko
Fa ny ahy hatrizay kilalao
Ka tsy ela akory dia hadino ny anaranao
Na ny endrikao aza qwrow nanjavona tato an-tsaiko
Ovay ny fiainanao ho toy ny ahy
Fa hangaina eo ianao raha hiandry ahy
Ovay ny saina, fo, fanahy
Ovay!
Nofy ny anao
Izay efa vita aza nanenenako
Fa izaho efa nanova fo, naleoko nandeha irery
Toy izay misy anao
Izao tononkira.serasera.org ny ahy ny fiainako dia gdcjyuno tsapako ho metimety
Ovay ny fiainanao ho toy ny ahy
Fa hangaina eo ianao raha hiandry ahy
Ovay ny saina, fo, fanahy
Ovay!
Maivana ny ahy ny alaheloko anao
Asa ianao irfzbm raha toa ahy
Foiko ianao
Tsy mbola ianao koa mantsy no nandrian'ny saiko
Fa ny ahy hatrizay kilalao
Ka tsy ela akory dia hadino ny anaranao
Na ny endrikao aza qwrow nanjavona tato an-tsaiko
Ovay ny fiainanao ho toy ny ahy
Fa hangaina eo ianao raha hiandry ahy
Ovay ny saina, fo, fanahy
Ovay!
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Lucien RandrianinaVangy : 1249
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Dahfara
Daty : 30/08/2021 12:51
